Teny iditra (1/2) | 1 tampoka |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] suddenly |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] soudain, tout-à-coup, à l'improviste 6 [1.8] subitement |
Ohatra |
7 [2.324] Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. 8 [2.4] Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. 9 [2.470] Tafatsangana tampoka izy. 10 [2.471] Hoy i Lanto maotina tampoka. |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 18 tampoka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.5] action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 26 atampok, tampoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30 |
![]() |