Teny iditra mitandro (tandro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be careful with things [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Faire attention à être attentif à [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitandro
Ny lasa : nitandro
Ny hoavy : hitandro
Filaza mandidy : mitandrova
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18