Teny iditra tsy mitandro hasasarana (tsy, tandro, sasatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana anglisy to work hard and disregard fatigue [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [Rajemisa 1985]
2Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31