Teny iditra | 1 mitangirika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha |
Fototeny | 4 tangirika |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |