Teny iditra mitangolika (tangolika (holika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin' ny vatan-kazo ny vahy
¶ Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa voan' ny mandalo aho [Rajemisa 1985]
 mitambolona [SLP 1986]
Famaritana frantsay se recroqueviller, se courber [SLP 1986]
Endriteny 
mitangolika
nitangolika
hitangolika

2012/09/23