|
|
|
|

Teny iditra1  mitanika
Fototeny  2  tanika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bara] manao toaka
5  [1.78] [Bezanozano, Tanala] mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana
6  [1.1] Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a!
Mampiempo: Mitanika menaka izy
Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka
Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany
7  [1.13] mahandro maharitra
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.7] to boil, to cook
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.8, 1.13] faire bouillir
10  [1.8] faire cuire
11  [1.13] distiller
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny mitanika io

Fivaditsoratra  17  manitaky, manitika, mitañaky, mitanika, nitakiam

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21