Teny iditra mitanila (tanila (ila))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mijoro na mipetraka tsy manatrika fa miraika amin' ny ilany iray: Mitanilà ianao rehefa mandalo ny lehibe
¶ Miangatra: Fitsara-mitanila [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to go to one side of the road. A word mostly used in speaking of people who go to one side of the road and take off their hats when anything belonging to the sovereign is being carried along the road. The bearers, usually spearmen, call out mitanilà as a warning. [Richardson 1885]
   to go aside [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   se mettre à côté, à part [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mitanila
nitanila
hitanila
mitanilà

Teny iditra mitanilà (tanila (ila))
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanila [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/23