|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitanila
Fototeny  2  tanila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mijoro na mipetraka tsy manatrika fa miraika amin' ny ilany iray: Mitanilà ianao rehefa mandalo ny lehibe
Miangatra: Fitsara-mitanila
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to go to one side of the road. A word mostly used in speaking of people who go to one side of the road and take off their hats when anything belonging to the sovereign is being carried along the road. The bearers, usually spearmen, call out mitanilà as a warning.
6  [1.7] to go aside
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] se mettre à côté, à part
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)13  mitanilà
Fototeny  14  tanila
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Fivaditsoratra  18  itanilam, mitanila, mitanilà, tailanim, tanilaim

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31