Teny iditra (1/3) | 1 mitanina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to warm oneself |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] se chauffer |
Fototeny | 6 tanina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 mitanìna |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Fototeny | 17 tanina |
Teny iditra (3/3) | 18 mitanina |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] [Bezanozano, Merina]
(de tanina : action de chauffer, de courber au feu). Arbre indéterminé. Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie. |
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 22 amaintin, amintian, amintina, itaninam, main-tany, mitanina, mitanìna, namainty, namintia, namitany, nitainam, tamaniny, tamiñañy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |