|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitanina
Fototeny  2  tanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mipetraka mitodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Sady mitanina afo izahay fahiny no nihaino an' Inenibe nanao angano
Mitanina andro ny ankizy rehefa ririnina
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to warm oneself
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se chauffer
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)13  mitanìna
Fototeny  14  tanina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]

Teny iditra (3/3)18  mitanina
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.196] [Bezanozano, Merina] (de tanina : action de chauffer, de courber au feu). Arbre indéterminé. Son bois est particulièrement apprécié pour la confection des roues et autres pièces de charronnerie.
Voambolana  21  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  22  amaintin, amintian, amintina, itaninam, main-tany, mitanina, mitanìna, namainty, namintia, namitany, nitainam, tamaniny, tamiñañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08