|
|
|
|

Teny iditra1  mitanjozotra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#675] se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption)
Ohatra  5  [2.69#251] Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe
6  [2.324#] Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka.
Fototeny  7  tanjozotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11