Teny iditra mitantara (tantara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milazalaza izay nitranga: Liana erý izahay nihaino azy nitantara ny dia nalehany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tell, to narrate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raconter, narrer [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitantara
nitantara
hitantara
mitantarà
Ohatra Avy eo miova indray ny angano ka mitantara ny fahaverezan' I Fara. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 139]

Teny iditra mitantarà (tantara)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantara [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/09/23