Teny iditra (1/2) | 1 mitantara |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 tantara |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny rehetra |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Milazalaza izay nitranga: Liana erý izahay nihaino azy nitantara ny dia nalehany |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] to tell, to narrate |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] raconter, narrer |
Ohatra |
12 [2.470] Avy eo miova indray ny angano ka mitantara ny fahaverezan' I Fara. |
Teny iditra (2/2) | 13 mitantarà |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantara [Fitanisana] |
Fototeny | 15 tantara |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 itantaram, manatitra, manitatra, mitantarà, mitantara, namatitra, nitataram, tantaraim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10 |
![]() |