Teny iditra mitapaka (tapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mizara roa na telo ka misasaka ny tapany avy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be broken in the middle; to be cut in half [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être cassé en deux [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitapaka
nitapaka
hitapaka
Teny nalaina 

2012/09/23