Teny iditra | 1 mitapaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mizara roa na telo ka misasaka ny tapany avy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be broken in the middle; to be cut in half |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être cassé en deux |
Fototeny | 6 tapaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mitapaka io |
Fivaditsoratra | 12 ampitaka, mitapaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |