Teny iditra mitarazo (tarazo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Mahafaly] olon-tokana milanja amin'ny bao tokana [Rakotosaona 1972]
Famaritana anglisy  [Provincial] to carry on one end of a pole [Richardson 1885]
Famaritana frantsay être suspendu, être redit sans cesse, être refait, devenr habituel: Esory ireo lamba mitarazo ireo (Enlevez ce linge qui est suspendu) ~ Aza mitarazo teny lalandava (Ne redites pas sans cesse les mêmes choses)a [Abinal 1888]

2014/09/02