Teny iditra (1/5) | 1 tarazo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 6 tarazo |
Sokajin-teny | 7 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Sihanaka]
fomba na talenta na kilema nolovana 9 [1.1] Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] hereditary |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 12 tarazo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Taisaka]
karazan-taovolo na randrana |
Voambolana |
15 Fandram-bolo |
Teny iditra (4/5) | 16 tarazo |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.13] toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.13] hérédité, génotype; patrimoine héréditaire |
Voambolana |
20 Haiaina |
Tovy hevitra | 21 zenôtipa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 23 tarazo |
Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 27 azotra, ozatra, tarazo, zaotra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |