Teny iditra | mitaredretra (taredretra (taretra)) | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: meda ~ miadana ~ mikisina ~ mikisinkisina ~ miladitra ~ milasilasy | |
Ohatra | Nahoana no mitaredretra ny kodian'ny kalesiny?
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |