|
|
|
|

Teny iditra1  mitari-tongotra
Singan-teny  2 mitarika, 3 tongotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy afa-manainga tongotra fa manakisaka azy fotsiny noho ny havizanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12