Teny iditra | mitaroka (taroka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mitarotaroka | ||||||
Teny iditra | mitaroka (taroka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka] Mikapoka [1.78] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |