Teny iditra | mitarotaroka (tarotaroka (taroka)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka tsimoka na laingo tanora milenodenoka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Having tender shoots [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Avoir de jeunes pousses, pousser [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mitaroka | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mitarotaroka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |