|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitatana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] [Provincial] to be in front, as soldiers leading an attack
Fototeny  4  tatana

Teny iditra (2/3)5  mitatana
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  7  [1.2] to divide money, to distribute money or food
Ohatra  8  [2.293] Hamono omby telo aho, ka hianareo telo mirahavavy no hitatana azy, ka izao no izarao azy:
Fototeny  9  tatana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)14  mitatàna
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitatana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2]
Fototeny  17  tatana

Fivaditsoratra  18  itatanam, matitana, mitatana, mitatàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19