Teny iditra mitavana (tavana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikotaba, mihinjakinjaka, mitsinja-pifaliana
¶ Manarampo amin' ny fihinanana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitavana
nitavana
hitavana
mitavàna

Teny iditra mitavàna (tavana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitavana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/14