|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitavana
Fototeny  2  tavana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mikotaba, mihinjakinjaka, mitsinja-pifaliana
Manarampo amin' ny fihinanana
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  mitavàna
Fototeny  11  tavana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitavana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]

Fivaditsoratra  15  itavanam, mañavita, mitavàna, mitavana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20