Teny iditra mitavona (tavona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihosotra, mihosina menaka; mifotetaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitavona
nitavona
hitavona
mitavòna

Teny iditra mitavòna (tavona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitavona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/21