Teny iditra mitazona (tazona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza?
Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Maintenir [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitazona
Ny lasa : nitazona
Ny hoavy : hitazona
Filaza mandidy : mitazòna

Teny iditra mitazòna (tazona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20