Teny iditra (1/2) | 1 mitazona |
Fototeny | 2 tazona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitana olona na zavatra amin' ny tanana mba tsy hihetsiketsika na hivaha: Iza no hitazona ny zaza? Manery hipetraka, tsy mamela hivoaka: Nitazona azy tsy an-drariny tany am-Po nia, hono, ny polisy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] maintenir |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mitazòna |
Fototeny | 11 tazona |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 itazonam, mitazona, mitazòna, niotazam, niozatam, nitoazam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |