|
|
|
|

Teny iditra1  mitefitra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mieboebo, mihambohambo, miana-kendry na dia amin' ny zava-tsy hay aza
Fototeny  4  tefitra
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8  fitemitra, mitefitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21