Teny iditra tefitra
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Maimaika erý hanao, salehotra; misalovana ny tsy raharahan' ny tena
¶ Be ebo, be hambo, kevokevoka mitady doka; kitokitoka raha miteny [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy wishing for praise [Richardson 1885]
  [Provincial] polluted, profaned [Richardson 1885]
Fandikana frantsay prétentieux qui cherche la louange, qui fait ce qui ne convient pas à son sexe [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31