Teny iditra mitefoka (tefoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy
¶ Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to pop, to crackle, to explode [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay craquer, péter comme un coup de fusil; exploser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitefoka
nitefoka
hitefoka
Teny nalaina 

2012/09/23