Teny iditra | 1 mitefoka |
Fototeny | 2 tefoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mipoaka (toy ny fipoakan' ny basy): Nitefoka ny basy ka taitra ny ankizy Mirefotra: Nitefoka ilay rantsankazo voahitsany ka taitra izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to pop, to crackle, to explode |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] craquer, péter comme un coup de fusil; exploser |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mitefoka io |
Fivaditsoratra | 11 fitemoka, mifetoka, mitefoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |