Teny iditra mitehina (tehina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara
Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To walk with a cane, to lean on something or someone when walking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay S'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un [1.8]
Ohatra Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mitehina
Ny lasa : nitehina
Ny hoavy : hitehina
Filaza mandidy : mitehena
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18