|
|
|
|

Teny iditra1  mitehin-doha
Singan-teny  2  mitehina, loha
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ilazana ny lakana izay avy any an-dohany no ivoizana azy
enti-milaza koa ny fiandohan' ny fahatongavana
Kamban-teny 
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mitehin-doha io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04