Teny iditra | mitehin-kiho (tehina, kiho) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana, mitehina amin' ny moja [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | to have the arms akimbo [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | appuyer les poings sur les hanches [Hallanger 1974] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mitehin-kiho io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |