Teny iditra | 1 mitehin-kiho |
Singan-teny | 2 mitehina, kiho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana, mitehina amin' ny moja |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to have the arms akimbo |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] appuyer les poings sur les hanches |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny mitehin-kiho io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |