Teny iditra | mitelin-drora | |
Singan-teny | mitelina ; rora | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitsiriritra ny hihinan-javatra amin' ny fahitana azy fotsiny, mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To desire ardently [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | |Avaler la salive. En avoir l' eau à la bouche et en jouir d'avance. [2.415] | |
Désirer vivement [1.8] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/03 |