Teny iditra mitemitra (temitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misy temitra: Tiako ny ahy ny trano mitemitra noho ny trano miloko [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to have the walls covered with mats or paper [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dont les murs sont tapissés de nattes ou de papiers [Hallanger 1974]
Endriteny 
mitemitra
nitemitra
hitemitra

2012/09/24