Teny iditra | 1 mitentina |
Fototeny | 2 tentina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihosotra loko mitsipentimpentina: Mitentina mena ny lanitra manga rehefa takariva 5 Mitsentsina: Soa ihany fa nitentina tsara ilay lakana ka tsy misy rano tafiditra na pitiny kely aza [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be spotted or colored; to be caulked [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 être tacheté; être calfaté [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mitentina io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |