Teny iditra miteny foana (teny, foana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Mitovy hevitra: mandefa teny tsy voahevitra ~ mibaradaka ~ miradarada ~ mirediredy ~ miteniteny toa loha tapaka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31