Teny iditra | 1 miteraka |
Fototeny | 2 teraka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo? Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany (vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] accoucher, enfanter, vêler, engendrer 6 [1.405] [Sakalava-Mayotte] accoucher |
Ohatra |
7 Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao. [2.324] 8 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] |
Voambolana |
9 Haiaina |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny miteraka io |
Fivaditsoratra | 20 iraketam, matarike, miraketa, miretaka, miteraka, raiketam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |