Teny iditra miteronterona (teronterona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny ambony lampihazo eny Rangahy, fa aoka ho an' ny olona manan-kaja ny eny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miteronterona
niteronterona
hiteronterona
miterontena

Teny iditra miteronteròna (teronterona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteronterona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/05/21