Teny iditra (1/2) | 1 mitety |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha manitsaka toerana maro: Mitety faritany maro Mamisavisa, milaza tsirairay: Mitety razana |
Ohatra |
4 [2.445#] mitety ireo faritra rehetra ireo mpitory. |
Fototeny | 5 tety |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 mitety |
Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
mamangy |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |