Teny iditra mitevateva (tevateva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ho tsinontsinona, manaratsy, maniratsira [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitevateva
nitevateva
hitevateva
mitevatevà, mitevatevazà
Teny mitovy hevitra manevateva

2010/05/14