Teny iditra manevateva (tevateva)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao ho tsinontsinona, manaratsy, maniratsira [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manevateva
nanevateva
hanevateva
manevatevà, manevatevàza
Teny mitovy hevitra mitevateva

Teny iditra manevatevà (tevateva)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manevateva [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

2013/04/01