Teny iditra mitevika (tevika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manana sofina voatevika: Efa mitevika sahady ny zandriny roa volana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mitevika
nitevika
hitevika

2010/05/14