Teny iditra (1/2) | 1 mitoby |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to encamp 5 [1.7] to camp |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.6] camper 7 [1.6] [Tanala] être rassemblés |
Fototeny | 8 toby |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 miangona, mitangorona, mihorona, mifanongoa, miavosa, miavovona, mivangongo, mivongaingy, mivozezika, mamozezy, mitobe |
Teny iditra (2/2) | 14 mitôby |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Tanosy]
mipetraka |
Fivaditsoratra | 17 mitoby, mitôby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |