Teny iditra | 1 mitodika |
Fototeny | 2 todika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to turn to look; to turn around, to turn toward something |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose 7 [1.13] s'orienter vers, se diriger vers |
Ohatra |
8 Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [2.471] 9 tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mitodika io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |