Teny iditra mitoetoetra (toetoetra (toetra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mitoetoetra
nitoetoetra
hitoetoetra
Ohatra 
1Fatakamana moa izy no mbola nitoetoetra ka dia tao no namantana ilay mpanatitra taratasy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 108]
2Kanefa ny Amalekita tsirairay dia mety ho nisy nitoetoetra tany amin' ny tanin' ny Israely ihany [Randzavola: Baiboly, takila 14]

2014/02/05