Teny iditra toetoetra (toetra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (duplicatif diminutif) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny; [Callet: Tantara, takila 637]
2Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [Randzavola: Baiboly, takila 34]

Teny iditra toetoetra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy filahatry ny haben'ny singambato
¶ toetoetra ditraina: tany izay tanidìtra no betsaka ao aminy
¶ toetoetra fasehina: tany izay fasika no betsaka ao aminy
¶ toetoetry ny tontolo onenana: endrika ivelany isehoan'ny toerana iveloman'ny zavamiaina [SLP 1986]
Famaritana frantsay texture du sol
¶ toetoetra ditraina: texture argileuse
¶ toetoetra fasehina: texture sableuse
¶ toetoetry ny baolina: caractéristique du ballon. [Voambolana: Fanatanjahan-tena]
¶ toetoetry ny tontolo onenana: nature du milieu anthropique : sol, flore, faune, climat [SLP 1986]
Voambolana 

2014/02/07