Teny iditra | 1 mitoetra |
Fototeny | 2 toetra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Monina, mipetraka: Mitoetra amin' ny trano mahafinaritra izy ~ Aiza ianareo no mitoetra? Mipetraka: Aza mitoetra eo amin' ny vava rivotra eo? Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy Mitombina: Nitsanga-nitoetra Rakoto niandry ny zanany ho tonga. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to dwell; to rest; to sit |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] habiter, rester |
Ohatra |
7 Tsy naharitra ela tao izy ireo, fa maro rahateo izy, ka nanempotsempotra ny marary, raha mitoetra ela. [2.324] 8 Ity avy amin' ny mpivaro-damba iray, zanaka ampielezana, mitoetra ao an-drenivohitra ao. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 mitomoetra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny mitoetra io |
Fivaditsoratra | 19 atemitro, mitoetra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |